forked from WA-Catalog/plt_tn
551 B
551 B
mandositra hiery eny aminao aho
Ireo mety ho heviny dia 1) "mandositra Anao aho mba ahafahako miery" ary 2) "mandositra Anao aho mba hanafenanao sy hiarovanao ahy."
hanao ny sitraponao
"hanao izay tianao hataoko"
hitarika ahy any amin'ny tanin'ny fahitsiana
Ireo mety ho heviny dia 1) "ampio aho hiaina amim-pahamarinana" na 2) "ho lavitry ny fahoriana anie ny fiainako"
ny tanin'ny fahitsiana
Ireo mety ho heviny dia 1) izany dia sarinteny ho an'ny fiainana marina na 2) "tany marina," sarinteny ho an'ny fiainana lavitry ny fahoriana