plt_tn/psa/119/175.md

376 B

hanampy ahy anie ny lalà-marinao

Ny mpanao salamo miteny ny didin'i Yaveh toy ny hoe olombelona afaka hanampy azy. DH: "hihaino ireo didinao marina aho ary dia ho hendry sy hahery"

Efa nirenireny tahaka ny ondry very aho

"Nahatsapa ny lalanao tahaka ny ondry izay nandao ny fianakaviany aho"

tadiavo ny mpanomponao

"satria mpanomponao aho, dia tongava hitady ahy"