plt_tn/psa/119/103.md

517 B

Endrey ny hamamin'ny teninao raha andramako, eny, mamy mihoatra ny tantely amin'ny vavako!

Ny mpanoratra mifaly amin'izay lazain'Andriamanitra dia lazaina toy ny hoe ny tenin'Andriamanitra no sakafo izay misy tsiro mamy amin'ny mpanoratra. DH: "tsara sy mahafinaritra ny teninao!"

ahazoako fahaiza-manavaka

Ny anarana "fahaiza-manavaka" dia azo avadika ho matoanteny. DH: "ianarako manavaka izay tsara"

noho izany dia halako ny lalan-diso rehetra

Ny fitondran-tena ratsy dia lazaina toy ny hoe lalan-diso.