plt_tn/psa/119/095.md

403 B

izaho kosa hikatsaka ny hahalala

"hiezaka mafy aho mba hahatakatra"

misy fetrany avokoa ny zava-drehetra

"manam-pahataperany avokoa ny zava-drehetra"

fa midadasika, tsy misy fetra ny didinao

Ny didin'Andriamanitra izay marina mandrakariva sy tanteraka dia lazaina toy ny hoe zavatra izay tena be velarana ka tsy mety tapitra. DH: "fa tsy misy fetra ny didinao" na "fa mandrakizay ny didinao"