plt_tn/psa/119/061.md

240 B

Naningotra ahy ny tadin'ny ratsy fanahy

Amin'ity sarinteny ity, ny olona ratsy fanahy na olon-dratsy dia miezaka hampanota ny mpanoratra tahaka mpihaza mitady hisambotra biby amin'ny fandrika. DH: "Nitady hisambotra ahy ireo fahavaloko"