plt_tn/psa/119/033.md

698 B

HE

Ity no anaran'ny litera fahadimy amin'ny alfabeta Hebreo. Amin'ny fiteny Hebreo, ny andalana tsirairay amin'ny andininy 33-40 dia manomboka amin'ity litera ity.

ny didinao

Ity no fomba hafa hamaritana ny Lalàn'i Mosesy.

hatramin'ny farany

Ireo mety ho heviny dia 1) "tanteraka" na 2) "hatramin'ny faram-pofon'aiko" na 3) "hatramin'ny fetran'ny fotoana."

hitandrina ny lalànao

"hankatò ny lalànao"

ho saintsainiko amin'ny foko manontolo

"hitandrina ny lalànao tokoa aho" na "manolo-tena tanteraka amin'ny fanaovana izay lazain'izany aho"

amin'ny foko manontolo

Ity dia fomba fiteny. DH: "amin'ny momba ahy rehetra" na "amin'izay rehetra ato anatiko" na "amin-kitsipo"