plt_tn/psa/119/023.md

415 B

Na dia manao teti-dratsy ka manendrikendrika ahy aza

"Na dia mikasa hamely ahy sy milaza zava-dratsy momba ahy azy ireo mpanapaka"

Ny didim-panekenao no mamiko

"Mahatonga ahy hifaly loatra ny didim-panekenao"

ary ireo no mpanolo-tsaina ahy

Ireo didin'Andriamanitra dia lazaina toy ny hoe olona. DH: "ary tahaka ny mpanolo-tsaina hendry izy ireo ho ahy" na "ary manome tolo-tsaina hendry ho ahy izy ireo"