plt_tn/psa/107/036.md

429 B

Mametraka ny noana any Izy

Ny teny "any" dia manondro an'ireo toerana izay nanaovan'i Yaveh loharano sy farihy hitranga. Ary koa, ny andianteny "ny noana" dia manondro ny olona izay noana. DH: "Yaveh manao ny olona noana honina any"

hanao tanim-boaloboka

"hamboly hazom-boaloboka"

sy hitondra vokatra be dia be

"mba hamokaran'izay ireo vokatra be dia be"

ka dia ho maro an'isa izany

"mba ho maro isa ny vahoakany"