plt_tn/psa/106/016.md

923 B

Tany an-toby

Izany dia manondro ny tobin'ny Israelita tany an'efitra. DH: "Tany an-toby tany an'efitra"

Nisokatra ny tany ka nitelina

Eto ny fomba nanokafan'ny tany sy nandevenany ny olona dia ampitahaina amin'ny fomba hiteleman'ny zava-boahary zavatra iray. DH: "Nisokatra ny tany ka nandevina"

Datana

Io dia manampahefana nikomy tamin'i Mosesy.

ary nanarona ireo mpanara-dia an'i Abirama

Nalevina ihany koa ireo mpanara-dia an'i Abirama rehefa nisokatra ny tany ka nandevina an'i Datana. DH: "dia nanarona an'ireo mpanara-dia an'i Abirama ihany koa izany" na "ary nandevina an'ireo mpanara-dia an'i Abirama ihany koa izany"

Abirama

Io dia manampahefana nikomy tamin'i Mosesy.

Nirehitra tamin'izy ireo ny afo; ka nandevona ny ratsy fanahy

Ireo andianteny roa ireo dia midika zavatra mitovy ary samy voasoratra mba ho fanamafisana ny fomba nahafaty an'ireo olona ratsy fanahy tamin'ny alalan'ny afo"