plt_tn/psa/106/003.md

728 B

ireo voafidinao aho

Ny teny "voafidy" dia manondro ny vahoaka voafidin'i Yaveh. DH: "ny vahoaka voafidinao"

hiravoravo amin'ny fifaliana ... sy hanome voninahitra

Ireo dia zavatra izay lazain'i Davida fa ho ataony, miaraka amin'ny "mahita ny fanambinan'ireo voafidinao." Azo ampiana ny teny tsy ampy. DH: "hiravoravo amin'ny fifaliana aho ... sy hanome voninahitra"

fifaliana

"faly" na "finaritra"

hanome voninahitra amin'ny lovanao

Eto ny andianteny "ny lovanao" dia manondro ny Israelita, izay vahoaka voafidin'i Yaveh. Eto ny "voninahitra" midika "mirehareha amin'ny" zavatra iray: amin'ity toe-javatra ity izy ireo dia mirehareha ny amin'i Yaveh. DH: "hirehareha amin'ny fahalehibiazanao amin'ny vahoakanao"