plt_tn/psa/105/040.md

368 B

dia nitondrany papelika

Mety hanampy kokoa ny manazava fa voro-madinika izay nalefan'i Yaveh hohanin'izy ireo ny papelika. DH: "ary Yaveh naniraka voronkely hohanina"

tamin'ny mofo avy any an-danitra

Yaveh nahatonga mana, karazana mofo, nilatsaka avy any an-danitra. DH: "tamin'ny mofo izay nilatsaka avy any an-danitra"

nikoriana ireny

"ny rano nikoriana"