plt_tn/psa/104/027.md

513 B

Ireo rehetra ireo

"Ireo zava-boahary rehetra ireo"

hanome ny sakafony ara-potoana

"hanome azy ireo ny sakafony rehefa mila izy ireo"

Rehefa manome izany Ianao, dia manangona izy ireo

Mety hanampy kokoa ny manambara fa sakafo no omena. DH: "Rehefa manome sakafo Ianao, dia miangona izy ireo

manangona

"maka"

rehefa manokatra ny tananao Ianao

Izany dia mamaritra an'i Yaveh ho manokatra ny tanany mba hanome sakafo ho an'ny zava-boahary. DH: "rehefa manokatra ny tananao hamahana azy ireo Ianao"