plt_tn/psa/104/016.md

302 B

Eo no anorenan'ireo vorona ny akaniny

ao amin'ny sedera no anorenan'izy ireo ny akaniny. Azo ambara mazava tsara izany. DH: "ao amin'ny sedera no anorenan'ireo vorona ny akaniny"

voronkely

Io dia karazam-borona. DH: "vorona"

hyraka

Ny hyraka dia biby madinika izay tahaka ny biby be mikory.