plt_tn/psa/104/013.md

446 B

Manondraka ireo tendrombohitra avy amin'ny fitoeran-dranony any an-danitra Izy

Izany dia midika fa Andriamanitra mahatonga orana. Ireo rano dia faritana ho mitoetra anaty fitoerana any an-danitra. DH: "Manondraka ireo tendrombohitra amin'ny filatsahan'ny orana avy any an-danitra Izy"

vokatry ny asany

"ireo zava-tsoa maro izay nataonao" (UDB)

ary voly ho an'ny olona ho volena

"ary mahatonga ny voly hitombo ho an'ny olona ho volena"