forked from WA-Catalog/plt_tn
448 B
448 B
Tsy hanafay mandrakariva Izy; tsy tezitra mandrakariva
Ireo andianteny roa ireo dia manana hevitra mitovy. Ny faharoa manamafy ny fiheverana ao amin'ny voalohany.
Tsy manao antsika Izy ... na mamaly antsika
Ireo andianteny roa ireo dia mifanindry lalana ary manamafy fa Andriamanitra tsy manafay antsika araka izay mendrika antsika. DH: "Tsy mamaly antsika amin'ny famaizana mendrika ny fahotantsika Izy"
manao antsika
"manafay antsika"