forked from WA-Catalog/plt_tn
915 B
915 B
Yaveh no efa tilikamboko avo
Eto ny "tilikambo" dia sarinteny ho an'ny fiarovana. DH: "Yaveh no efa niaro ahy tamin'ireo fahavaloko"
vatolampy fialofako ny Andriamanitro
Ny mpanao salamo miteny ny fananana an'Andriamanitra hiaro azy toy ny hoe toerana azo antoka izay ahafahan'ny mpanao salamo ho voaaro Andriamanitra. Jereo ao min'ny 62:7 ny nandikana ny "vatolampy" sy "fialofana." DH: "Efa nangataka tamin'Andriamanitra aho hiaro ahy, ary dia niaro ahy tamin'ny heriny Izy"
Hampitondra azy ireo ihany ny helony
Ireo mety ho heviny dia 1) "hanatanteraka amin'izy ireo ny zava-dratsy nataony tamin'ny hafa" na 2) "hanafay azy ireo noho ny zava-dratsy rehetra nataony tamin'ny hafa"
hamongotra azy ireo
Izany dia fomba fiteny midika hoe "hamono azy ireo."
amin'ny faharatsiany ihany
Ireo mety ho heviny dia 1) "raha mbola manao zava-dratsy izy ireo" na 2) "satria nahavita zava-dratsy izy ireo."