plt_tn/psa/094/010.md

672 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ny mpanoratra manohy mampianatra ny olona ratsy fanahy.

Izy izay mifehy ireo firenena, moa ve tsy manitsy izy?

Ity fanontaniana ity dia azo adika ho fanambarana tsotra. Izany dia midika fa Yaveh manitsy ny vahoakany. DH: "Fantatrao fa Yaveh manitsy ireo firenena, koa azo antoka tokoa fa hanitsy ny vahoakany Izy" na "hanafay ny vahoakany Izy"

fa zava-poana izy ireo

Eto ny fihevitry ny olon dia ampitahaina amin'ny entona na setroka izay tsy hita eny amin'ny rivotra. Ity sarinteny ity dia mampiseho ny tsy maha zava-dehibe sy tsy misy dikany azy ireo.

zava-poana

"entona." Jereo izay nandikana izany ao amin'ny 39:10.