plt_tn/psa/093/005.md

587 B

masina

tena zava-dehibe

dia tena mendri-pitokisana

"tsy miova mihitsy" na "tahaka izany foana" (UDB)

fahamasinana no mandravaka ny tranonao mandrakizay

Ny mpanao salamo miteny ny tranon'i Yaveh toy ny hoe vehivavy miakanjo tsara tarehy na manao firavaka ary ny fahamasinan'i Yaveh toy ny hoe ilay akanjo tsara tarehy na firavaka. DH: "tsara tarehy ny tranonao satria masina Ianao" na "mahatsara tarehy ny tranonao tahaka ny akanjo sy firavaka tsara tarehy mahatsara kokoa ny vehivavy ny fahamasinanao"

ny tranonao

ny tempoly any Jerosalema

mandravaka

mahatsara tarehy