plt_tn/psa/092/004.md

573 B

tamin'ny alalan'ireo asanao

Ny andianteny anarana "ireo asanao" dia azo adika amin'ny andianteny "izay nataonao." DH: "tamin'ny alalan'izay efa nataonao"

ireo asan'ny tananao

Ny andianteny anarana "ireo asan'ny tananao" dia azo adika amin'ny andianteny "izay nataon'ny tananao." Ny teny "tanana" dia fibangoan-teny ho an'ny tenan'ilay olona manontolo. DH: "izay efa nataonao"

ireo asanao

"izay efa vitanao"

Lalina tokoa ny fisainanao

"Tsy takatray izay kasainao hatao raha tsy efa manao izany Ianao"

ny fisainanao

"Izay eritreretinao" na "Izay kasainao"