plt_tn/psa/089/038.md

845 B

Ianao tsy nanaiky sy nandà

"Ianao tsy nanaiky sy nandà ny mpanjaka"

tamin'ilay mpanjakanao voahosotra

"tamin'ilay mpanjaka nofidianao"

Efa niala tamin'ny fanekena Ianao

"Efa nandà ny fanekena Ianao"

Efa nanimbazimba ny satro-boninahiny tamin'ny tany Ianao

Ny manosika amin'ny tany na amin'ny vovoka dia mariky ny fanevatevana. DH: "Efa ny satro-boninahiny tamin'ny tany Ianao" na "Efa nampianjera ny satro-boninahiny teo amin'ny loto Ianao"

ny satro-boninahiny

Izany dia maneho ny fahefan'ny mpanjaka amin'ny maha mpanjaka sy ny fanapahany marina.

Efa narodanao ireo mandany rehetra. Efa noravanao ny fiarovana mafiny

Izany dia midika fa Andriamanitra mamela ireo fahavalo hamotika ireo fiarovana ao Jerosalema. DH: "Efa namela fahavalo handrodana ireo mandany Ianao ary nandrava ny fiarovana mafiny tany Jerosalema"