plt_tn/psa/082/008.md

554 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ny mpanoratra indray no miteny.

tsarao ny tany

Eto ny "tany" dia maneho ny olombelona. DH: "tsarao ny olombelona eto an-tany"

fa manana lova any amin'ireo firenena rehetra Ianao

"fa lovana avokoa ireo firenena rehetra." Yaveh maka ny olombelona rehetra ho Azy sy manapaka eo amin'izy ireo dia lazaina toy ny hoe fananana izay nolovainy ireo firenena. DH: "fa Ianao manjaka eo amin'ny olombelona rehetra amin'ny firenena rehetra"

firenena rehetra

Eto ny "firenena" dia maneho ny vahoakan'ireo firenena.