plt_tn/psa/081/013.md

349 B

indrisy, raha mba nandeha tamin'ny lalako ny oloko

Andriamanitra te hahatonga ny vahoaka hankatò Azy dia lazaina toy ny hoe tiany handeha amin'ny lalany na ny arabeny ny vahoaka. DH: "Maniry azy ireo hankatò ny lalàko Aho"

ahinjitro hanohitra ny tanako

Eto ny "tanana" dia maneho ny fahefan'i Yaveh. DH: "nandringana Aho" na "nandavo Aho"