forked from WA-Catalog/plt_tn
944 B
944 B
Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Asafa mitaraina ny fanampian'Andriamanitra.
Tsarovy
"Asio fiheverana." Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 74:1
naniratsiran'ny fahavalo Anao
Asafa miteny ny teny faniratsirana toy ny hoe zavatra, tahaka ny vato, izay nitorahan'izy ireo an'i Yaveh. DH: "naniratsira Anao im-betsaka ny fahavalo"
ny ain'ny voromailalanao
Asafa miteny ny tenany toy ny hoe voromailala, vorona tsy mahaaro tena. DH: "aho, izay voromailalanao." Ity andianteny ity dia mety ho sarinteny ho an'ny vahoakan'Israely.
voromailala
Vorona kely tsy mahaaro tena ary matetika ompiana.
ny bibidia
Ity andianteny ity dia mety ho sarinteny ho an'ireo fahavalon'Israely. DH: "fahavalo romotra tahaka ny bibidia"
Aza manadino ny ain'ireo olonao nampahoriana mandrakizay
"Aza miraviravy tanana mandrakizay amin'ny fanampiana ny vahoakanao nampahoriana." DH: "Tongava faingana hamonjy ny vahoakanao nampahoriana"