plt_tn/psa/073/010.md

1.0 KiB

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Asafa manomboka manoritsoritra fa indraindray izy te hitaraina amin'Andriamanitra momba ireo izay "mirehareha" sy "ratsy fanahy" (73:1)

mitodika amin'izy ireo ny olony

Ireo mety ho heviny dia 1) "tia ny olona ratsy fanahy ny vahoakan'Andriamanitra" na "miverina amin'ny fitoerany ny olona ratsy fanahy"

rano be no voagoka

Ireo mety ho heviny dia 1) "mihaino amim-pifaliana ny tenin'ny olona ratsy fanahy ny vahoakan'Andriamanitra" na 2) "manana marobe amin'ny hanin-kohanina sy divay sotroina ny olona ratsy fanahy"

Hoy izy ireo

Asafa manomboka manoritsoritra fa indraindray izy te hitaraina amin'Andriamanitra momba ireo izay "mirehareha" sy "ratsy fanahy" (73:1)

Ahoana no hahalalan'Andriamanitra? Moa misy fahalalana ve ao amin'ny Avo Indrindra?

Ireo fanontaniana fampisainana ireo dia mba hampisehoana fanamavoana an'Andriamanitra. Ireo fanontaniana ireo dia azo avadika ho fanambarana tsotra. DH: "ny azo antoka dia tsy fantatr'Andriamanitra izay ataontsika. Tsy manam-pahalalana ny amin'izany ny Avo Indrindra."