plt_tn/psa/073/004.md

462 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Asafa manomboka manoritsoritra fa indraindray izy te hitaraina amin'Andriamanitra momba ireo izay "mirehareha" sy "ratsy fanahy" (73:1)

ny enta-mavesatry ny lehilahy hafa

Ny teny "enta-mavesatra" dia sarinteny ho an'ny ady amin'ny fiainana andavan'andro (filàna amin'ny sakafo, fialofana, fitafiana, ary fahasalamana)

tsy mba ory tahaka ny olona hafa

"tsy mba mijaly tahaka ny fijalian'ny olona sasany izy ireny"