plt_tn/psa/066/005.md

780 B

Izy ... (asa-)ny

Ireo teny ireo dia manondro an'Andriamanitra.

mahatahotra

"mahatalanjona"

ny zanak'olombelona

"olombelona"

Namadika ny ranomasina ho tany maina Izy; dia namakivaky ny ony an-tongotra izy ireo

Eto dia nalaina ohatra ny fiampitana teo amin'ny Ranomasina Mena.

namakivaky ... izy ireo

Ny hoe "izy ireo" dia manondro ny olon'Andriamanitra, dia ireo Israelita izany.

izahay no niravoravo

Ny teny hoe "izahay" dia manondro ireo Israelita, ny razamben'izy ireo, Davida, ary vahoaka izay noresahany.

mandinika ... ny masony

Ny andian-teny hoe "ny masony" dia ilazana an'Anandriamanitra ihany. DH: "mahita ... Izy"

aoka ireo mpikomy tsy hanandra-tena

"aoka ireo olona mpikomy tsy hanandra-tena" na "aoka ireo olona mpikomy tsy hirehareha"