plt_tn/psa/064/005.md

537 B

Iza no hahita antsika

Fanontaniana tsy miandry valiny no nanpiasain'ireo mpanao ratsy satria mihevitra izy ireo fa tsy hisy olona hahita azy ireo. DH: "Tsy hisy olona hahita izay ataontsika" (UDB)

Ny anaty eritreritra sy ny fon'ny olona dia lalina.

N y hoe "anaty eritreritra" sy ny hoe "fon'ny olona" dia resahin'ny mpanoratra toy ny hoe rano lalina izay tsy vitan'ny olona ny mitrandraka ny ao anatiny.

Ny anaty eritreritra sy ny fon'ny olona

Ireo andian-teny roa ireo dia samy ilazana heritreritra manginan'ny olona iray.