plt_tn/psa/055/006.md

519 B

Indrisy, raha mba nanan'elatra tahaka ny voromailala mantsy aho!

Ity fehezanteny milaza fihetseham-po ity dia maneho zavatra irian'ny mpanoratra fatratra. DH: "Naniry fatratra aho ny mba hananako elatra tahaka ny voromailala"

Dia nanidina aho

"raha mba nanana elatra aho, dia nanidina"

Indro

"Tokoa"

Sela

Ity dia mety ho fomba fiteny ara-mozikaly izay milaza ny olona ny fomba fihirana na fitendrena ny zava-manenony eto. Misy amin'ireo fandikan-teny manoratra ny teny Hebreo, ary misy tsy manisy izany.