forked from WA-Catalog/plt_tn
834 B
834 B
Aoka izay ny fandratrana ahy
Ny famaizan'Andriamanitra ny mpanoratra dia lazaiana toy ny hoe Andriamanitra mandratra azy amin'ny fitaovam-piadiana. DH: "Mba aoka re izay ny fanafaizana ahy!"
manafotra ahy
"resy tanteraka aho"
ny fitsokan'ny tananao
Ny famaizan'Andriamanitra ny mpanoratra dia lazaina toy ny hoe Andriamanitra mamely azy amin'ny totohondry. Eto ny "tanana" maneho ny fitsaran'Andriamanitra. DH: "ny fitsaranao ahy"
mandevona ireo zavatra izay iriany tahaka ny kalalao
Andriamanitra hanala ireo zavatra izay omen'izy ireo lanja tahaka ny fomba hihinanan'ny kalalao rambon-damba. DH: "handevona ireo zavatra toy ny kalalao mihinana lamba"
tsinontsinona ny olona rehetra fa zava-poana
Ny mpanoratra miteny ny fahosan'ny olona toy ny hoe zavona izay tsy hita faingana. DH: "marefo tanteraka ny rehetra"