plt_tn/psa/034/015.md

719 B

Ny mason'i Yaveh dia mankany amin'ny olo-marina

Eto "ny mason'i Yaveh" manondro ny fandinihan'i Yaveh. DH: "Yaveh mandinika ny olo-marina"

ny sofiny mitongilana any amin'ny tomanin'izy ireo

Eto ny "sofiny" dia manondro ny fanirian'i Yaveh hamaly azy ireo. DH: "mijery ny fitarainan'izy ireo Izy" na "mamaly ny fitarainan'izy ireo Izy"

hamongorana ny fahatsiarovana azy ireo eto an-tany

Yaveh hanao ny olona ho adinoina tanteraka rehefa maty dia toy ny hoe nampiasa antsy hamongorana ny fahatsiarovana azy ireo Izy. DH: "izany dia mba hanadinoin'ny olona tanteraka azy ireo rehefa maty izy ireo"

mandre Yaveh

Eto ny "mandre" dia midika fa Yaveh maniry hamaly azy ireo. DH: "Mifantoka amin'izy ireo Yaveh"