plt_tn/psa/034/004.md

916 B

Nitady an'i Yaveh aho

Eto ny "nitady an'i Yaveh" dia midika fa niantso vonjy tamin'i Yaveh i Davida. DH: "Nivavaka tamin'i Yaveh aho" (UDB) na "nangataka famonjena tamin'i Yaveh aho"

Izay mijery Azy

Eto ny "mijery" dia maneho fitadiavana vonjy aminy. DH: "Izay mijery Azy hitady famonjena" na "izay manantena famonjena avy aminy irery ihany"

dia mamirapiratra

Ity fomba fiteny ity dia manondro ny endrik'izy ireo ivelany ho miramirana. DH: "dia miramirana" (UDB)

tsy mba menatra ny tavan'izy ireo

Eto ny "tavan'izy ireo" dia manondro ny olona izay mijery an'i Yaveh. Azo ambara amin'ny fomba mihiba ihany koa izany. DH: "tsy mba menatra izy ireo" na "mirehareha izy ireo"

ity lehilahy ory ity

Davida mamaritra ny tenany ho toy ny lehilahy nampahoriana. DH: "Nampahoriana aho ary"

nandre azy Yaveh

Eto ny "nandre" dia midika fa Yaveh namonjy azy. DH: "Yaveh nandre ahy" na "Yaveh namonjy ahy"