forked from WA-Catalog/plt_tn
952 B
952 B
Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ny fitoviana dia iraisana amin'ny hay kanto Hebreo.
Salamo nataon'i Davida
Ireo mety ho heviny dia 1) Davida nanoratra ny salamo na 2)ny salamo dia momba an'i Davida na 3) ny salamo dia amin'ny fomban'ny salamon'i Davida.
efa nandeha aho
Ny teny hoe "nandeha" dia sarinteny ho an'ny fitondran-tena. DH: "efa nitondra tena aho"
Banjino aho
"andramo aho"
izahao toetra ny fahadiovan'ny atiko sy ny foko
Eto ny "anaty" sy "fo" midika fihetseham-po. DH: "izahao raha tsara ny fihetseham-poko"
Fa ny famindram-ponao no manoloana ny masoko
Eto ny "maso" dia maneho ny fisainan'ny olona iray. DH: "Fa izaho mihevitra mandrakariva momba ny fahatokianao amiko nohon'ny fanekenao"
mandeha amin'ny fahatokianao aho
Ny teny hoe "mandeha" dia sarinteny ho an'ny fitondrantena. DH: "Izaho mitondra ny fiainako araka ny fahatokianao" (UDB) na "Izaho mitondra tena araka ny ataoko nohon'ny fahatokianao"