plt_tn/psa/021/007.md

670 B

amin'ny alalan'ny famindram-pon'ny Avo Indrindra

"satria ny Avo Indrindra dia mahatoky amin'ny fanekeny"

Ny tananao hisambotra ireo fahavalonao rehetra

Ny "tanana" eto dia midika fahefana. DH: "Ny fahefanao hisambotra" na "HIsambotra amin-kery Ianao"

Ny tananao ... mankahala anao

Ireo mety ho hevitry ny fisehon'ny "anao" sy ny "ianao" rehetra dia 1) manondro ny mpanjaka izany na 2) manondro an'Andriamanitra izany.

hisambotra izay mankahala anao ny tananao havanana

Izany dia midika zavatra mitovy tahaka ny tamin'ny ampahany voalohany amin'ny fehezanteny. Manamafy izany fa Andriamanitra dia hanome ny mpanjaka fahefana hanatsahatra ireo fahavalaony.