plt_tn/psa/009/005.md

910 B

Efa nofvonoinao mandrakizay doria ny anaran'izy ireo

Ny fanaovana ny olona ho adinoina dia lazaina toy ny hoe mamono ny anaran'izy ireo. DH: "Ianao efa nanao azy ireo ho adinoina raha novonoina ny anaran'izy ireo" na "tsy hisy hahatsiaro azy ireo intsony"

novonoina

"nofafaina"

Nirodana toy ny faharavana ireo fahavalo

Ny fahavalo dia lazaina toy ny hoe tanàna feno trano noravaina. DH: "Voapotika ireo fahavalonay"

raha nandringana ny tanànan'izy ireo Ianao

"rehefa nandrava ny tanànan'izy ireo Ianao"

Nanjavona ny fahatsiarovana azy ireo rehetra.

Ny hoe fahatsiarovana dia lazaina toy ny hoe zava-manan'aina mety maty. DH: "Nitsahatra ny fahatsiarovana azy ireo rehetra" na "Tsy misy intsony ny fahatsiarovana azy ireo"

Nanjavona ny fahatsiarovana azy ireo rehetra.

Ny Fahatsiarovana dia azo ambara amin'ny alalan'ny matoateny "mahatsiaro." DH: "Tsy misy hahatsiaro azy ireo izany"