plt_tn/psa/009/001.md

953 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ny fitoviana dia iraisana amin'ny tonokalo Hebreo.

Ho an'ny mpiventy hira

"Izany dia ho an'ny lehiben'ny mpitendry miasa ao anaty fanompoam-pivavahana"

atao amin'ny fomba Almoth-laben.

Mety manondro fomba ara-mozikaly ity

Salamo nataon'i Davida

Ireo mety ho heviny dia 1) Davida nanoratra ny salamo na 2)ny salamo dia momba an'i Davida na 3) ny salamo dia amin'ny fomban'ny salamon'i Davida.

Hisaotra an'i Yaveh amin'ny foko manontolo aho

Satria ity hira ity dia miantefa amin'i Yaveh, dia azo tondroina ho "Ianao" i Yaveh. DH: "Yaveh o, hisaotra Anao aho amin'ny foko rehetra"

hanambara ny asanao mahagaga rehetra aho

Ny anarana "asa" dia azo ambara amin'ny matoateny "manao." DH: "ny zava-mahagaga rehetra ataonao" na "ny zava-mahagaga rehetra efa nataonao"

hihira fiderana ho an'ny anaranao aho

Eto ny anaran'Andriamanitra dia maneho an'Andriamanitra. DH: "hihira fiderana ho Anao aho"