forked from WA-Catalog/plt_tn
379 B
379 B
taim-bolafotsy
ny zavatra eo amin'ny vy izay tsy tian'ny oloa ary esoriny amin'ny fandorana ilay vy
ho apetraka amin'ny fanaovana izay marina ny seza fiandrianany
Ny seza fiandrianana dia ilazana ny fahefana hanapaka. Ireo teny ireo dia azo adika hoe DH: "hametraka ny seza fiandrianany amin'ny fanaovana... ny mpanjaka" na "hanana ny fahefana hanapaka izay satria manao"