forked from WA-Catalog/plt_tn
719 B
719 B
Rehefa faizina ny mpaniratsira
Io dia azo atao hoe DH: "Rehefa misy manafay ny mpaniratsira"
kely saina
"tsy manan-traikefa" na "tsy matotra"
ny mpaniratsira
"ny olona maniratsira ny hafa"
rehefa anarina ny olona hendry
io dia azo atao hoe DH: "rehefa misy mampianatra ny hendry"
hihazona fahalalana
Eto ny fahalalana dia resahina toy ny hoe zavatra izay azon'ny olona samborina ka hazoniny ho azy ihany.
marina
Ireo mety ho heviny dia 1) izay olo-marina rehetra na 2) "Yaveh ilay iray izay marina."
Mandinika
"mitandrina tsara ny"
mitondra ny olona ratsy fanahy ho amin'ny loza izy
Eto ny loza dia resahina toy ny hoe toerana izay afaka itondrana olona iray. DH: "mamotika azy ireo izy"