forked from WA-Catalog/plt_tn
321 B
321 B
eo amin'ny lohan'ny olo-marina
Ny "loha" dia maneho ny olona manontolo. DH: "omena ny"
vavan'ny ratsy fanahy
Ny "vava" dia maneho izay lazain'ny olona iray. DH: "ireo teny lazain'ny ratsy fanahy"
mandrakotra
manafina ny marina
anaran'ny
Ny "anarana" dia maneho ny lazan'ny olona iray. DH: "fahatsiarovana"