plt_tn/num/36/10.md

310 B

Mahala, Tirza, Hogla, Milka, ary Noa

Ireo dia anaram-behivavy. Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 26:33 io anaran-dehilahy io.

ny lovan'izy ireo

Ny tany izay nananan'ireo zanakavavin'i Zelofada dia resahina toy ny hoe lova izay noraisin'izy ireo izany. DH: "ireo tany izay noraisin'izy ireo ho lova"