plt_tn/num/30/03.md

1.1 KiB

mamatotra ny tenany amin'ny fampanantenana

Eto i Mosesy dia miresaka ny vehivavy mampanantena ny hanao zavatra toy ny hoe zavatra izay mamatotra ny tenany ny fampanantenany. DH: "nanao ny tenany mba hanatanteraka ny fampanantenana" na "mampanantena ny hanao zavatra"

ny voady sy ny fampanantenana

Ireo andianteny roa ireo dia misy heviny tena mitovy. Ireo dia manindry izay efa nampanantenainy ho atao. DH: "ny voady"

izay namatorany ny tenany

Eto i Mosesy dia miresaka ny vehivavy mampanantena ny hanatanteraka ny fampanantenany toy ny hoe zavatra izay mamatotra ny tenany ny fampanantenany. DH: "nanao ny tenany mba hanatanteraka"

mba hampivadika azy

"mba hamafa izay efa nolazainy"

dia hanan-kery ihany ny voadiny. Ny fampanantenana rehetra...dia hanan-kery hatrany.

Ireo fanambarana roa ireo dia milaza zavatra iray ihany amin'ny ankapobeny ary manindry fa tsy maintsy mitana ny voadiny rehetra izy.

hanan-kery

Io dia fomba fiteny. Midika izany fa hiasa hatrany ireo voadiny ary fa ho takiana mba hanatanteraka ireo izy. DH: "voatery hanatanteraka izy"