plt_tn/num/29/37.md

637 B

ireo fanatitra hohanin'izy ireo sy fanatitra sotroina

Ireo fanatitra ireo dia tsy maintsy atolotra miaraka amin'ny ombilahy, ondrilahy, ary ireo zanak'ondry. DH: "ireo fanatitra hohanina sy ireo fanatitra sotroina"

araka izay voadidy

DH: "araka izay nandidian'i Yaveh"

ny fanatitra hohanina momba azy ireo, ary ireo fanatitra sotroina amin'izany

Ny fanatitra hohanina dia tsy maintsy atolotra miaraka amin'ny fanatitra dorana. Ireo fanatitra sotroina dia tsy maintsy atolotra miaraka amin'ny fanatitra noho ny ota sy ny fanatitra dorana. DH: "miaraka amin'ny fanatitra dorana sy fanatitra sotroina izay ampiarahina amin'ireo"