plt_tn/num/29/01.md

862 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy miteny amin'i Mosesy izay tsy maintsy ataon'ny vahoaka i Yaveh.

ny volana fahafito, amin'ny andro voalohan'ny volana

"ny volana faha-7, amin'ny andro faha-1n'ny volana." Io dia manondro ny volana fahafito amin'ny tetiandro Hebreo.

hanao fivoriana masina hankalazana an'i Yaveh

"miara-miangona mba hanompo sy hanome voninahitra an'i Yaveh." Ny andianteny hoe "fiangonana masina" dia midika hoe miara-miangona mba hanompo an'i Yaveh ny olona. Ny fanompoana an'i Yaveh dia tranga masina.

Ho andro fitsofana ireo trompetra ho anareo izany

Eto ny teny hoe "anareo" dia manondro ny vahoakan'Israely izay manambara ireo mpisorona eto. Nitsoka ny trompetra ireo mpisorona mba hanombohana ny asa fanompoana na mba hiangonan'ny fivondronana miaraka. DH: "Ho andro izay hitsofan'ireo mpisorona ny trompetra izany"