plt_tn/num/26/05.md

323 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manisa ireo lehilahy, 20 taona no ho miakatra, araka ny fokon'izy ireo sy ny fianakaviany ireo mpitarik'Israely.

no lahimatoan'Israely

Eto ''Israely'' dia manondro ny lehilahy fantatra amin'ny hoe Jakoba ihany koa.

Avy tamin'i...zanany

Ny hoe "-ny" dia manondro an'i Robena.