plt_tn/num/25/06.md

557 B

nitondra vehivavy Midianita iray tamin'ny fianakaviany

Midika izany fa nitondra azy teo amin'ny toby mba hiray aminy izy. Ny hevitra fenon'io fanambarana io dia afaka atao mazava. DH: "nitondra vehivavy Midianita iray tao amin'ny tobin'ny Israelita mba hiara-mandry aminy"

teo imason'i Mosesy sy ny fivondronan'ny vahoakan'Israely rehetra izany

Eto ny hoe "imaso" dia fomba fiteny izay midika fa nandre ny momba izany izy ireo, na nahalala ny momba izany.

Eleazara

Io dia anaran'ny zanaka lahin'i Arona. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 3:1.