plt_tn/num/11/33.md

495 B

Raha mbola teo anelanelan'ny nifin'izy ireo ny sakafo, raha mbola nitsako izany izy ireo

Ireo andianteny roa ireo dia midika zavatra iray ihany amin'ny ankapobeny. Ireo miaraka dia manindry fa nanasazy azy ireo teo no ho eo Andriamanitra, na dia mbola nihinana ny hena aza izy ireo. DH: "Raha mbola nihinana ny hena izy ireo"

Nantsoina hoe Kibrota Hatava izany toerana izany

DH: "Nantsoin'izy ireo hoe Kibrota Hatava izany toerana izany"

Hazerota

Io dia anaran-toerana any an'efitra.