plt_tn/num/08/09.md

621 B

hamory ny vondron'ny

"nanangona ny vondrona manontolo"

before Yahweh

Eto dia manondro ny tenany amin'ny anarany ihany i Yaveh.

tsy maintsy mametraka ny tanany eo amin'ireo Levita ny vahoakan'Israely

Ny fihetsika "mametraka ny tanana" amin'ny olona matetika dia natao mba hanokanana azy ireo ho amin'ny asan'i Yaveh na ny asa fanompoana. DH: "Tsy maintsy mametraka ny tanan'izy ireo eo amin'ny Levita ny vahoakan'Israely, hanokanana azy ireo ho Ahy"

ho fanatitra ahevaheva

Tsy maintsy atolotr'i Arona amin'i Yaveh amin'ny fatran'ny fanokanana mitovy ihany ireo Levita toy ny hoe sorona nomena Azy izy ireo.