plt_tn/num/08/03.md

285 B

mba hanome hazavana

"mba hampazava"

no nanaovana ny fitoeran-jiro

DH: "nanao ireo fitoeran-jiro izy ireo"

niaraka tamin'ny vazy voasa tahaka ny vony

Nodidiana mba hanao kapoaka voatefy izy ireo mba hitovy amin'ny voninkazo izany. DH: "kapoaka izay mitovy amin'ny voninkazo"