plt_tn/num/06/19.md

789 B

ny soroky ny ondrilahy mangotraka

Midika izany fa nampangotraka ny soroky ny ondrilahy izy. DH: "ny soroky ny ondrilahy izay nampangotrahany"

hanehoana ny fitokanany

Eto ny hoe "fitokanana" dia midika hoe "fanolorana". Io anarana io ihany koa dia afaka ambara amin'ny matoanteny hoe "nanokana". DH: "hanehoana ny fanolorana" na "hanehoana fa nanolo-tena ho an'i Yaveh izy"

Ny mpisorona dia aoka hanevaheva ireo

Taorian'ny nanolorana ireo zavatra tamin'ny Nazirita, dia namerina izany mba hanolorana izany amin'i Yaveh ny mpisorona. Ny hevitr'io fanambarana feno io dia afaka azavaina. DH: "Dia tsy maintsy mamerina izany ary manevaheva ireo ny mpisorona"

miaraka amin'ny

"sy ny"

izay nahevaheva

DH: "izay nahevahevan'ny mpisorona"

izay natolotra

DH: "izay natolony"