plt_tn/num/06/12.md

660 B

mandritra ny andron'ny fanamasinana azy

"mandritra ny fotoana nanokanana azy indray"

Aoka hitondra zanak'ondry lahy...ho fanatitra noho ny heloka izy

Tokony hitondra zanak'ondry any amin'ny mpisorona ilay lehilahy mba ho azo hamasinina izany. Ny hevitra fenon'ireo fanambarana ireo dia afaka atao mazava. DH: "Tsy maintsy mitondra zanak'ondry lahy herintaona any amin'ny mpisorona ho fanatitra noho ny ota izy"

Ny andro nialohan'ny nandotoany ny tenany dia aoka tsy hisaina

DH: "Tsy tokony manisa ireo andro talohan'ny nandotoany ny tenany izy"

nolotoina ny fahamasinany

DH: "nandoto ny tenany izy" na "nanao ny tenany ho tsy ankasitrahana izy"