plt_tn/mrk/16/01.md

474 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Tamin'ny andro voalohan'ny herinandro, nisy vehivavy maromaro tonga vao mangiran-dratsy satria saika hanosotra zava-manitra amin'ny vatan'i Jesosy izy ireo. Gaga izy ireo fa nahita zatovolahy izay niteny fa velona i Jesosy, kanefa natahotra izy ireo ary tsy niteny an'iza na iza.

Rehefa tapitra ny andron'ny Sabata

Izany hoe, rehefa niposaka tamin'ny andro fahafito ny masoandro ary nanomboka ny andro voalohany amin'ny herinandro.